1 Mpanjaka 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena+ sy fahiratan-tsaina+ tsy nisy hoatr’izany i Solomona, sady nomeny fo tena mahay manavaka,+ ka be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina+ no nomeny azy. Apokalypsy 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino+ izay lazain’ny fanahy+ amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia tsy ho azon’ny fahafatesana faharoa+ mihitsy.’
29 Nomen’Andriamanitra fahendrena+ sy fahiratan-tsaina+ tsy nisy hoatr’izany i Solomona, sady nomeny fo tena mahay manavaka,+ ka be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina+ no nomeny azy.
11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino+ izay lazain’ny fanahy+ amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia tsy ho azon’ny fahafatesana faharoa+ mihitsy.’