Ohabolana 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hendry ny zanaka rehefa anarin’ny rainy,+ fa ny mpaniratsira kosa tsy mihaino na dia tenenina mafy aza.+ Ohabolana 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ho faly tokoa ny rain’ny olo-marina,+ ary izay ray niteraka zaza hendry ho ravoravo aminy.+ Ohabolana 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hendre, anaka, ary ampifalio ny foko,+ mba hamaliako an’ilay manaratsy ahy.+ Ohabolana 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mampifaly ny rainy ny olona tia fahendrena,+ fa manimba zava-tsarobidy kosa izay miaraka amin’ny mpivaro-tena.+
13 Hendry ny zanaka rehefa anarin’ny rainy,+ fa ny mpaniratsira kosa tsy mihaino na dia tenenina mafy aza.+
3 Mampifaly ny rainy ny olona tia fahendrena,+ fa manimba zava-tsarobidy kosa izay miaraka amin’ny mpivaro-tena.+