Salamo 25:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aoka hiaro ahy ny tsy fivadihana sy ny fahitsiana,+Fa ianao no antenaiko.+ Ohabolana 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hovonjena izay mandeha tsy misy tsiny,+ fa izay fetsifetsy kosa ho lavo avy hatrany.+