Mpitoriteny 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hadalana no anombohany ny teniny,+ ary hadalana mampidi-doza koa no amaranany azy. Matio 12:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ry taranaky ny menarana,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo ratsy fanahy?+ Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+ Jakoba 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Toy izany koa ny lela: Kely izy io, kanefa mirehareha fatratra.+ Jereo ange ny afo e! Kely fotsiny dia efa mampirehitra ala be.
34 Ry taranaky ny menarana,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo ratsy fanahy?+ Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+
5 Toy izany koa ny lela: Kely izy io, kanefa mirehareha fatratra.+ Jereo ange ny afo e! Kely fotsiny dia efa mampirehitra ala be.