Genesisy 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo,+ satria amin’izao taranaka izao, dia ianao no hitako fa marina eo anatrehako.+ Ohabolana 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Midika ho fiainana ny lalan’ny fahamarinana,+ ary tsy mitarika ho amin’ny fahafatesana izany lalana izany.+ Ohabolana 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho lavon’ny faharatsiany ny ratsy fanahy,+ fa fialofana ho an’ny marina kosa ny tsy fivadihany.+
7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo,+ satria amin’izao taranaka izao, dia ianao no hitako fa marina eo anatrehako.+
28 Midika ho fiainana ny lalan’ny fahamarinana,+ ary tsy mitarika ho amin’ny fahafatesana izany lalana izany.+