FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy,+ ary mihazakazaka ho ao ny marina ka voaro.+

  • Isaia 26:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Mandehana miditra ao amin’ny efitranonao anatiny, ry oloko, ka hidio ny varavarana.+ Miafena kely vetivety, mandra-pahalasan’ny fanamelohana.+

  • Jeremia 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy i Jehovah: “Tena hanasoa anao aho.+ Hifampiraharaha amin’ny fahavalonao aho+ mba hiarovana anao, amin’ny fotoanan’ny loza+ sy amin’ny fotoam-pahoriana.

  • Romanina 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara