Ohabolana 14:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny mpanompo lalin-tsaina no mahafinaritra ny mpanjaka,+ fa mahatezitra azy kosa ny mpanompo manao izay mahamenatra.+ Ohabolana 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Kororohin’ny mpanjaka hendry ny ratsy fanahy,+ ary kodiaram-by no anosihoseny azy.+ Lioka 12:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Ho vitsy kosa ny kapoka ho an’ilay nanao zavatra tokony hikapohana azy,+ satria noho ny tsy fahalalany+ no nanaovany izany. Izay nomena be dia hitakiana be,+ ary ilay nanankinan’olona zavatra betsaka dia bebe kokoa no hotakina aminy.+
35 Ny mpanompo lalin-tsaina no mahafinaritra ny mpanjaka,+ fa mahatezitra azy kosa ny mpanompo manao izay mahamenatra.+
48 Ho vitsy kosa ny kapoka ho an’ilay nanao zavatra tokony hikapohana azy,+ satria noho ny tsy fahalalany+ no nanaovany izany. Izay nomena be dia hitakiana be,+ ary ilay nanankinan’olona zavatra betsaka dia bebe kokoa no hotakina aminy.+