Ohabolana 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha tsy mitsahatra miteny izy hoe: “Andao hiaraka aminay. Andao hiafina mba handatsa-dra.+ Ary andao hamitsaka ao amin’ny takona mba hamely tsy amin’antony an’ireo tsy manan-tsiny.+ 2 Timoty 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tsy hihaino ny fahamarinana intsony izy, fa hivily ho amin’ny tantara tsy marina.+
11 Raha tsy mitsahatra miteny izy hoe: “Andao hiaraka aminay. Andao hiafina mba handatsa-dra.+ Ary andao hamitsaka ao amin’ny takona mba hamely tsy amin’antony an’ireo tsy manan-tsiny.+