FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary milaza amin’izay mahita izy ireo hoe: ‘Aza mijery’, ary amin’izay mahazo fahitana hoe: ‘Aza maminany zavatra marina momba anay.+ Teny fandokafana no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+

  • Jeremia 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+

  • 2 Timoty 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ho avy mantsy ny fotoana tsy hahazakan’ny olona ny fampianarana mahasoa+ ka hanangonany mpampianatra ho an’ny tenany, araka izay iriny, mba handrenesany zavatra mahafinaritra ny sofiny.+

  • 1 Jaona 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Avy amin’izao tontolo izao+ izy ireny, ka izany no ilazany zavatra avy amin’izao tontolo izao, ary mihaino azy izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara