FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy eo anoloanao angaha moa ny tany rehetra ka azonao aleha? Aoka re mba hisaraka amiko ianao. Raha miankavia ianao, izaho hiankavanana. Fa raha miankavanana kosa ianao, izaho hiankavia.”+

  • Ohabolana 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aza maika hitory olona eo anatrehan’ny fitsarana, fa sao ho very hevitra ianao amin’ny farany rehefa manao izay hahafa-baraka anao ilay namanao.+

  • Matio 5:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza mamely tehamaina ny takolakao havanana,+ dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany.

  • Romanina 12:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Raha azo atao, ka mbola miankina aminareo koa, dia mihavàna+ amin’ny olona rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara