15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza momba ny mahantra satria hoe mahantra izy,+ nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony ho ara-drariny no hitsaranao ny namanao.
17 Aza mizaha tavan’olona rehefa mitsara,+ fa henoy sahala amin’ny lehibe ny madinika.+ Aza matahotra olona,+ fa an’Andriamanitra ny fitsarana.+ Ary ento atỳ amiko ny raharaha sarotra loatra aminareo, fa izaho no hihaino izany.’+