Joba 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Any am-pasana ny ratsy fanahy no tsy mitebiteby intsony,+Ary any ireo osa no miala sasatra.+ Mpitoriteny 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa halako ny fiainana,+ satria amiko dia mampahory ny asa atao etỳ ambanin’ny masoandro.+ Fa zava-poana sy toy ny misambo-drivotra fotsiny ny zava-drehetra.+
17 Koa halako ny fiainana,+ satria amiko dia mampahory ny asa atao etỳ ambanin’ny masoandro.+ Fa zava-poana sy toy ny misambo-drivotra fotsiny ny zava-drehetra.+