FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 39:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nataonao vitsy andro aho,+

      Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako.+

      Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra, na dia matanjaka aza.+ Sela.

  • Mpitoriteny 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nitodika aho nijery ny asa rehetra nataon’ny tanako sy ny asa mafy rehetra niezahako mafy hotanterahina.+ Dia hitako fa zava-poana ny zava-drehetra sady toy ny misambo-drivotra fotsiny,+ ary tsy misy mahasoa etỳ ambanin’ny masoandro.+

  • Mpitoriteny 2:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ny olona ankasitrahan’Andriamanitra+ no omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana,+ fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory, mba homena an’izay ankasitrahan’Andriamanitra.+ Zava-poana koa izany, sady toy ny misambo-drivotra fotsiny.+

  • Mpitoriteny 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aleo mifaly amin’izay hitan’ny maso toy izay avezivezin’ny faniriana.+ Zava-poana koa izany, sady toy ny misambo-drivotra fotsiny.+

  • Lioka 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy izy tamin’ny mpianany: “Aoka ianareo ho mailo, ary mitandrema amin’izay rehetra mety ho fitsiriritana,+ satria na manam-be aza ny olona, dia tsy miankina amin’ny zavatra ananany ny ainy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara