Salamo 120:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lozako fa vahiny monina ao Meseka+ aho,Ary manangana ny tranolaiko eo anivon’ireo tranolay ao Kedara!+ Ezekiela 27:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ny Arabo+ sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ no nampiasainao tamin’ny varotra, ka ireny no nifanaovanao varotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osilahy.+
5 Lozako fa vahiny monina ao Meseka+ aho,Ary manangana ny tranolaiko eo anivon’ireo tranolay ao Kedara!+
21 Ny Arabo+ sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ no nampiasainao tamin’ny varotra, ka ireny no nifanaovanao varotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osilahy.+