Tononkiran’i Solomona 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ankizivavy mainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin’i Jerosalema+ ô, tahaka ny tranolain’i Kedara,+ nefa koa tahaka an’ireo lamba+ nanaovana ny tranolain’i Solomona. Jeremia 49:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izao no nolazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora+ izay notafihin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona:+ “Mitsangàna ka miakara any Kedara mba handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+
5 “Ankizivavy mainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin’i Jerosalema+ ô, tahaka ny tranolain’i Kedara,+ nefa koa tahaka an’ireo lamba+ nanaovana ny tranolain’i Solomona.
28 Izao no nolazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora+ izay notafihin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona:+ “Mitsangàna ka miakara any Kedara mba handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+