Tononkiran’i Solomona 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza mijery ahy fa mivalomainty aho, satria main’ny hainandro. Tezitra tamiko ireo zanakalahin’i Neny, ka nasainy niambina tanimboaloboka aho, nefa ny tanimboaloboko+ aza tsy mba nambenako. Apokalypsy 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka isika hifaly sy hiravoravo, ary aoka isika hanome voninahitra+ azy, fa tonga+ ny fampakaram-badin’ny+ Zanak’ondry sady efa niomana ny vadiny.+
6 Aza mijery ahy fa mivalomainty aho, satria main’ny hainandro. Tezitra tamiko ireo zanakalahin’i Neny, ka nasainy niambina tanimboaloboka aho, nefa ny tanimboaloboko+ aza tsy mba nambenako.
7 Aoka isika hifaly sy hiravoravo, ary aoka isika hanome voninahitra+ azy, fa tonga+ ny fampakaram-badin’ny+ Zanak’ondry sady efa niomana ny vadiny.+