Tononkiran’i Solomona 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mahafatifaty ny takolakao amin’izato volonao mirandrana. Ary manendrika ny vozonao ny vakana eny aminao.+ Tononkiran’i Solomona 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny vozonao+ dia sahala amin’ny tilikambon’i+ Davida, izay vita rarivato sady ihantonan’ny ampinga arivo, dia ireo ampinga boribory+ rehetra fampiasan’ny lehilahy mahery.
10 Mahafatifaty ny takolakao amin’izato volonao mirandrana. Ary manendrika ny vozonao ny vakana eny aminao.+
4 Ny vozonao+ dia sahala amin’ny tilikambon’i+ Davida, izay vita rarivato sady ihantonan’ny ampinga arivo, dia ireo ampinga boribory+ rehetra fampiasan’ny lehilahy mahery.