25 Nanarakaraka azy i Palala zanak’i Ozay, izay nanamboatra ny simba tandrifin’ny Kihon’ny Manda sy tandrifin’ilay tilikambo eo anilan’ny Tranon’ny Mpanjaka,+ dia ilay eo ambony ao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+ Ary nanarakaraka azy i Pedaia zanak’i Parosy.+
4 Ny vozonao+ dia sahala amin’ny tilikambo ivoara, ary ny masonao+ toy ny dobo any Hesbona,+ eo akaikin’ny vavahadin’i Bata-rabima. Ny oronao dia tahaka ny tilikambon’i Libanona, izay tandrifin’i Damaskosy.