12 Dia nomeny sombi-mofo vita tamin’ny aviavy noporetina izy, ary koa mofo roa vita tamin’ny voaloboka maina.+ Koa nihinana ralehilahy ka nody ny ainy.+ Efa telo andro sy telo alina mantsy izy no tsy nihinan-kanina sady tsy nisotro rano.
19 Ary nizarany+ mofo boribory* sy mofo antrendry ary mofo vita tamin’ny voaloboka maina ny olona rehetra, dia ny vahoakan’Israely manontolo, na lahy na vavy.+ Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra avy eo.