Tononkiran’i Solomona 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dieny mbola tsy mandrivodrivotra ny andro, ary dieny mbola tsy lasa ny aloka, dia miverena ry malalako. Aoka ianao ho tahaka ny gazela+ na ny zanaka serfa eny amin’ireo tendrombohitry ny fisarahana. Tononkiran’i Solomona 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Mihazakazaha, ry malalako, ka manaova hoatran’ny gazela na ny zanaka serfa eny an-tendrombohitra misy zavamaniry mani-pofona.”+
17 Dieny mbola tsy mandrivodrivotra ny andro, ary dieny mbola tsy lasa ny aloka, dia miverena ry malalako. Aoka ianao ho tahaka ny gazela+ na ny zanaka serfa eny amin’ireo tendrombohitry ny fisarahana.
14 “Mihazakazaha, ry malalako, ka manaova hoatran’ny gazela na ny zanaka serfa eny an-tendrombohitra misy zavamaniry mani-pofona.”+