2 Samoela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tany koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary haingam-pandeha toy ny gazela+ any an-tsaha i Asahela. Tononkiran’i Solomona 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tahaka ny gazela+ na ny zanaka serfa ny malalako. Io izy fa mijoro ao ambadiky ny rindrinay, mitazana avy eo am-baravarankely, mijery avy eo amin’ny makarakara.+ Tononkiran’i Solomona 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Mihazakazaha, ry malalako, ka manaova hoatran’ny gazela na ny zanaka serfa eny an-tendrombohitra misy zavamaniry mani-pofona.”+
18 Tany koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary haingam-pandeha toy ny gazela+ any an-tsaha i Asahela.
9 Tahaka ny gazela+ na ny zanaka serfa ny malalako. Io izy fa mijoro ao ambadiky ny rindrinay, mitazana avy eo am-baravarankely, mijery avy eo amin’ny makarakara.+
14 “Mihazakazaha, ry malalako, ka manaova hoatran’ny gazela na ny zanaka serfa eny an-tendrombohitra misy zavamaniry mani-pofona.”+