16 Koa nandeha naka izany ny olona ka samy nanao trano rantsankazo teny an-tampon-tranony+ sy teny an-tokotaniny, sy teny an-tokotanin’ny+ tranon’Andriamanitra, sy teny amin’ny tany malalaka+ tandrifin’ny Vavahadin-drano+ sy ny tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin’i Efraima.+