Isaia 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa handefa aretina mankahia any amin’ireo Asyrianina matavy i Jehovah+ Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo. Ary hisy zavatra hirehitra toy ny firehitry ny afo eo ambanin’ny voninahitr’i Asyria.+ Isaia 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Amin’izany andro izany, dia hietry ny voninahitr’i Jakoba,+ ary hatao lasa mahia izy.+
16 Koa handefa aretina mankahia any amin’ireo Asyrianina matavy i Jehovah+ Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo. Ary hisy zavatra hirehitra toy ny firehitry ny afo eo ambanin’ny voninahitr’i Asyria.+