14 Nataon’i Jehovah sahiran-kevitra+ i Ejipta, ary ny mpitarika azy dia nampirenireny azy tamin’ny asany rehetra, ka toy ny olona mamo mibolisatra eo amin’izay naloany+ izy.
9 Aoka ianareo hidanàka sy ho gaga.+ Aoka ho jamba ianareo ka tsy hahita.+ Nanjary mamo+ izy ireo nefa tsy noho ny divay, ary mivembena nefa tsy noho ny toaka.+