1 Mpanjaka 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa tsy nahajanona hanao ny fanompoany+ izy ireo+ noho ny rahona, fa feno ny voninahitr’i+ Jehovah ny tranon’i Jehovah.+ Salamo 46:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Eo afovoan’ilay tanàna Andriamanitra,+ ka tsy ho voahozongozona izy io.+Hamonjy azy Andriamanitra, raha vao tonga ny maraina.+ Isaia 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona, fa Ilay Masin’ny Israely dia lehibe eo anivonareo.”+ Mika 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hasiako sisa tavela amin’ilay vahoaka mikotringa,+ ary hataoko firenena matanjaka+ ilay nalefa lavitra. Dia hanjaka eo aminy ao amin’ny Tendrombohitra Ziona i Jehovah, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+ Zakaria 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Mihobia mafy sy mifalia, ry Ziona zanakavavy ô,+ fa ho avy aho,+ ary honina eo aminao”,+ hoy i Jehovah.
11 Koa tsy nahajanona hanao ny fanompoany+ izy ireo+ noho ny rahona, fa feno ny voninahitr’i+ Jehovah ny tranon’i Jehovah.+
5 Eo afovoan’ilay tanàna Andriamanitra,+ ka tsy ho voahozongozona izy io.+Hamonjy azy Andriamanitra, raha vao tonga ny maraina.+
7 Hasiako sisa tavela amin’ilay vahoaka mikotringa,+ ary hataoko firenena matanjaka+ ilay nalefa lavitra. Dia hanjaka eo aminy ao amin’ny Tendrombohitra Ziona i Jehovah, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+
10 “Mihobia mafy sy mifalia, ry Ziona zanakavavy ô,+ fa ho avy aho,+ ary honina eo aminao”,+ hoy i Jehovah.