FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny zanak’Israely.”

  • Deoteronomia 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+

  • Malakia 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ary ho ahy izy ireo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “amin’ny andro hanaovako azy ireo ho fananako manokana.+ Ary hangoraka azy ireo aho, toy ny olona mangoraka ny zanany manompo azy.+

  • Asan’ny Apostoly 2:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny olona rehetra.+ Ary nandritra izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nentin’i Jehovah+ isan’andro hanatevin-daharana azy ireo.+

  • 1 Petera 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, sady mpisorona no mpanjaka, firenena masina,+ olona nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambaranareo hatraiza hatraiza ny hatsaran-toetran’ilay”+ niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara