Salamo 85:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hitsimoka avy amin’ny tany ny fahitsiana,+Ary ny fahamarinana hitazana avy any an-danitra.+ Isaia 61:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny tany mampitsiry ny tsimoka eo aminy, ary toy ny tanimboly mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy,+ dia hampitsimoka fahamarinana+ sy fiderana eo anatrehan’ny firenena rehetra+ i Jehovah Tompo Fara Tampony.
11 Toy ny tany mampitsiry ny tsimoka eo aminy, ary toy ny tanimboly mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy,+ dia hampitsimoka fahamarinana+ sy fiderana eo anatrehan’ny firenena rehetra+ i Jehovah Tompo Fara Tampony.