FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Havotako amin’ny fangejan’ny Fasana* izy ireo,+ ary halaiko avy any amin’ny fahafatesana.+ Aiza ny fanindronanao, ry Fahafatesana ô?+ Ary aiza ny fandringananao, ry Fasana* ô?+ Hafenina tsy ho hitan’ny masoko ny fangorahana.+

  • Jaona 5:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 dia hivoaka izy ireo. Koa izay nanao ny tsara dia hatsangana ho amin’ny fiainana,+ fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana ho amin’ny fanamelohana.+

  • Asan’ny Apostoly 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary manantena+ amin’Andriamanitra aho, araka izay antenain’izy ireo koa, fa hisy fitsanganan’ny+ marina+ sy ny tsy marina.+

  • 1 Korintianina 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa tahaka ny ahafatesan’ny rehetra ao amin’i Adama,+ no hamelomana ny rehetra koa ao amin’i Kristy.+

  • Apokalypsy 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hitako ny maty, na ny lehibe na ny kely,+ nijoro teo anoloan’ny seza fiandrianana, dia nisy horonam-boky* novelarina. Fa nisy horonam-boky iray koa novelarina, dia ny horonam-bokin’ny fiainana.+ Ary ny maty dia notsaraina araka izay voasoratra tao amin’ireo horonam-boky, araka izay nataon’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara