FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Ho velona ny olonao izay efa maty.+ Hitsangana ny fatinay.+ Mifohaza ka mihobia ianareo izay mitoetra ao amin’ny vovoka!+ Fa ny andonao+ dia ho toy ny ando eny amin’ny fiandrilavenona,+ ary havelan’ny tany hateraka ny maty+ tsy mahefa na inona na inona.

  • Daniela 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary maro amin’ireo matory ao amin’ny vovoky ny tany no hifoha,+ ka ny sasany hahazo fiainana tsy hanam-petra,+ fa ny sasany kosa hahazo latsa sy ho zava-maharikoriko mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • Matio 22:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Raha ny amin’ny fitsanganan’ny maty, tsy novakinareo ve izay nolazain’Andriamanitra taminareo hoe:+

  • Jaona 5:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aza gaga amin’izany fa ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana*+ ny feony,

  • Jaona 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa hoy i Jesosy: “Izaho no fananganana ny maty sy fiainana.+ Izay maneho finoana ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.+

  • Apokalypsy 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hitako ny maty, na ny lehibe na ny kely,+ nijoro teo anoloan’ny seza fiandrianana, dia nisy horonam-boky* novelarina. Fa nisy horonam-boky iray koa novelarina, dia ny horonam-bokin’ny fiainana.+ Ary ny maty dia notsaraina araka izay voasoratra tao amin’ireo horonam-boky, araka izay nataon’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara