Deoteronomia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+ Jeremia 47:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ô ry sabatr’i Jehovah+ ô! Rahoviana ihany ianao vao hiato? Aoka ianao hitsofoka ao anaty tranon-tsabatra.+ Mitsahara ary mangìna!
41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+
6 “Ô ry sabatr’i Jehovah+ ô! Rahoviana ihany ianao vao hiato? Aoka ianao hitsofoka ao anaty tranon-tsabatra.+ Mitsahara ary mangìna!