FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 35:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Amin’izany fotoana izany koa dia hahavita hianika tendrombohitra toy ny serfa ny malemy tongotra,+ ary hihoby ny lelan’ny moana.+ Fa hisy rano hiboiboika any an-tany efitra, ary hisy renirano any amin’ny lemaka karakaina.

  • Isaia 41:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hampiboiboika renirano eny amin’ny havoana mangadihady aho, ary hampiboiboika loharano eny amin’ny lemaka.+ Hovako ho kamory anirian’ny bararata ny tany efitra, ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+

  • Isaia 58:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hitarika anao foana+ i Jehovah,+ ka hanome fahafaham-po anao na dia any amin’ny tany karakaina aza,+ sady hanatanjaka ny taolanao.+ Dia ho toy ny tanimboly azon-drano tsara ianao,+ sady ho toy ny loharano mamoaka rano tsy mamitaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara