20 Amin’izany andro izany, dia tsy hiantehitra intsony amin’ilay namely azy+ ny sisa tavela amin’i Israely,+ sy ny sisa miangana amin’ny taranak’i Jakoba. Fa i Jehovah Ilay Masin’ny Israely+ kosa no tena hianteheran’izy ireo.+
33 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Samy nampahorina ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda. Nihazona azy daholo ireo naka azy ho babo+ ka tsy nety nandefa azy.+