25 Ary tsy halehanao intsony ny tendrombohitra rehetra izay efa nisy niava tamin’ny angady, noho ny tahotrao ny tsilo sy ahidratsy. Dia ho lasa toerana hamelana ny omby hikarenjy izany, sady hohitsakitsahin’ny ondry.”+
14 Fa nafoy ny tilikambo fonenana+ ary nilaozana ny tabataban’ny tanàna. Nanjary lao i Ofela+ sy ny tilikambo fiambenana, ka lasa toerana ikarenjen’ny zebra sady lasa kijana ho an’ny biby fiompy mandritra ny fotoana tsy voafetra,