FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 80:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Kilan’ny afo izy sady voakapa.+

      Ringana izy ireo noho ny anatra mafy nataonao.+

  • Isaia 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mbola hisy ampahafolony ihany anefa ho tavela ao,+ ary hatsipy ao anaty afo indray izany, toy ny hazobe sy hazo goavam-be, izay mbola misy fototra+ ihany rehefa kapaina.+ Ary ho taranaka masina ilay fotony.”+

  • Ezekiela 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Toy ilay hazo voaloboka any an’ala, izay hatsipiko ao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko toy izany koa ny mponin’i Jerosalema.+

  • Matio 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efa mipetraka eo am-pototry ny hazo sahady ny famaky,+ ka ny hazo rehetra tsy mamoa voa tsara dia hokapaina+ ary hatsipy ao anaty afo.+

  • Jaona 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Raha misy miala amiko, dia toy ny sampany ariana eny ivelany izy ka malazo. Ary angonin’ny olona ireny ka atsipiny ao anaty afo, ary may.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara