FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mitehaka maneso anao avokoa izay mandalo eny an-dalana.+

      Misioka+ sy mihivingivin-doha+ mandatsa an’i Jerosalema zanakavavy izy ireo, ka manao hoe:

      “Io ve ilay tanàna nolazaina fa ‘tonga lafatra amin’ny hatsaran-tarehy, sy fifaliana ho an’ny tany manontolo’?”+

  • Habakoka 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Jereo fa misy fahavalonareo eo amin’ireo firenena, ka tazano, ary aoka ianareo ho zendana.+ Eny, aoka ianareo ho gaga, fa misy zavatra ataony amin’izao andronareo izao, dia zavatra tsy hinoanareo na hotantaraina aminareo aza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara