Isaia 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ho toy ny ao anaty nofy, ao amin’ny fahitana amin’ny alina, ny hanjo ny vahoakan’ny firenena rehetra miady amin’i Ariela,+ eny, izay rehetra miady aminy, mbamin’ny tilikambo fanaovana fahirano hamelezana azy, sy ireo mangeja azy.+
7 Ary ho toy ny ao anaty nofy, ao amin’ny fahitana amin’ny alina, ny hanjo ny vahoakan’ny firenena rehetra miady amin’i Ariela,+ eny, izay rehetra miady aminy, mbamin’ny tilikambo fanaovana fahirano hamelezana azy, sy ireo mangeja azy.+