Jeremia 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Na ireny firenena maro sy mpanjaka lehibe+ ireny koa aza mantsy nampanompo azy ireo.+ Koa hovaliako araka izay nataony sy araka ny asan’ny tanany+ ireny.’” Zakaria 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hangoniko hiady amin’i Jerosalema ny firenena rehetra.+ Dia ho babo tokoa ilay tanàna,+ horobaina ny trano, ary hovetavetaina ny vehivavy.+ Hatao sesitany+ ny antsasak’ilay tanàna, fa ny olona sisa+ kosa havela ao ihany.+
14 Na ireny firenena maro sy mpanjaka lehibe+ ireny koa aza mantsy nampanompo azy ireo.+ Koa hovaliako araka izay nataony sy araka ny asan’ny tanany+ ireny.’”
2 Ary hangoniko hiady amin’i Jerosalema ny firenena rehetra.+ Dia ho babo tokoa ilay tanàna,+ horobaina ny trano, ary hovetavetaina ny vehivavy.+ Hatao sesitany+ ny antsasak’ilay tanàna, fa ny olona sisa+ kosa havela ao ihany.+