Isaia 51:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanjo anao ireto zavatra roa ireto:+ Fandrobana sy faharavana, ary hanoanana sy sabatra!+ Iza anefa no hangoraka anao?+ Iza no hampionona anao?+ Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+
19 Nanjo anao ireto zavatra roa ireto:+ Fandrobana sy faharavana, ary hanoanana sy sabatra!+ Iza anefa no hangoraka anao?+ Iza no hampionona anao?+
4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+