FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoentin’ny hafa firenena izy ireo ka hampodiny any aminy. Ary hataon’ny taranak’Israely ho mpanompolahiny sy mpanompovaviny any amin’ny tanin’i Jehovah izy ireo.+ Dia ho lasa mpamabo+ an’ireo namabo azy ny taranak’Israely, ka hifehy an’ireo nanery azy hiasa.+

  • Jeremia 50:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 “Hisy vahoaka ho tonga avy any avaratra. Firenena lehibe+ sy mpanjaka+ lehibe no hoentanina avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+

  • Jeremia 51:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Kaopy volamena teny an-tanan’i Jehovah i Babylona,+ ka nataon’i Babylona izay hahamamo ny tany rehetra.+ Nisotro tamin’ny divainy ireo firenena,+ ka izany no nahatonga an’ireny hanao hadalana foana.+

  • Habakoka 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nandroba firenena maro ianao, ka horobain’ny vahoaka sisa rehetra,+ satria nandatsaka ran’olombelona, sady nanao herisetra tamin’ny tany sy ny tanàna ary izay rehetra monina ao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara