Isaia 29:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hanjary ho toy ny vovoka madinika ilay vahoaka tsy fantatrao,+ ary ho toy ny akofa manidina+ ny mpitondra jadona+ maro be. Hitranga tampoka+ ao anatin’ny indray mipy maso izany.
5 Hanjary ho toy ny vovoka madinika ilay vahoaka tsy fantatrao,+ ary ho toy ny akofa manidina+ ny mpitondra jadona+ maro be. Hitranga tampoka+ ao anatin’ny indray mipy maso izany.