Isaia 28:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Henoy àry ny tenin’i Jehovah, ry mpirehareha sy mpifehy+ an’ity vahoaka ity izay eto Jerosalema: Jeremia 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+ ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,+ ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+
23 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+ ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,+ ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+