Isaia 43:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 eny, ilay vahoaka noforoniko ho ahy mba hitantara ny zavatra mendri-piderana nataoko.+ Isaia 45:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no nolazain’i Jehovah, Ilay Masin’ny Israely+ sy Mpamolavola+ azy: “Anontanio ahy ny momba ny zavatra hitranga+ amin’ny zanako.+ Ary omeo baiko aho momba ny asan’ny tanako.+
11 Izao no nolazain’i Jehovah, Ilay Masin’ny Israely+ sy Mpamolavola+ azy: “Anontanio ahy ny momba ny zavatra hitranga+ amin’ny zanako.+ Ary omeo baiko aho momba ny asan’ny tanako.+