Isaia 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hisy trano rantsankazo ho fialokalofana amin’ny hafanana migaingaina,+ mandritra ny andro, sady ho fialofana sy fierena amin’ny oram-baratra sy ny ranonorana.+
6 Ary hisy trano rantsankazo ho fialokalofana amin’ny hafanana migaingaina,+ mandritra ny andro, sady ho fialofana sy fierena amin’ny oram-baratra sy ny ranonorana.+