Isaia 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Amin’izany fotoana izany koa dia hahavita hianika tendrombohitra toy ny serfa ny malemy tongotra,+ ary hihoby ny lelan’ny moana.+ Fa hisy rano hiboiboika any an-tany efitra, ary hisy renirano any amin’ny lemaka karakaina. Apokalypsy 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+
6 Amin’izany fotoana izany koa dia hahavita hianika tendrombohitra toy ny serfa ny malemy tongotra,+ ary hihoby ny lelan’ny moana.+ Fa hisy rano hiboiboika any an-tany efitra, ary hisy renirano any amin’ny lemaka karakaina.
22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+