Isaia 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Amin’izany fotoana izany koa dia hahavita hianika tendrombohitra toy ny serfa ny malemy tongotra,+ ary hihoby ny lelan’ny moana.+ Fa hisy rano hiboiboika any an-tany efitra, ary hisy renirano any amin’ny lemaka karakaina. Lioka 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 satria izaho hanome anareo vava sy fahendrena izay tsy hain’ny fahavalo rehetra resena na toherina.+ Asan’ny Apostoly 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary gaga izy ireo nahita ny fahasahian’i Petera sy Jaona, ary fantany fa tsy dia nahita fianarana izy roa lahy sady olon-tsotra.+ Fantany tsara koa fa niaraka tamin’i Jesosy+ izy roa lahy.
6 Amin’izany fotoana izany koa dia hahavita hianika tendrombohitra toy ny serfa ny malemy tongotra,+ ary hihoby ny lelan’ny moana.+ Fa hisy rano hiboiboika any an-tany efitra, ary hisy renirano any amin’ny lemaka karakaina.
15 satria izaho hanome anareo vava sy fahendrena izay tsy hain’ny fahavalo rehetra resena na toherina.+
13 Ary gaga izy ireo nahita ny fahasahian’i Petera sy Jaona, ary fantany fa tsy dia nahita fianarana izy roa lahy sady olon-tsotra.+ Fantany tsara koa fa niaraka tamin’i Jesosy+ izy roa lahy.