Isaia 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ataon’i Jehovah tsy misy na inona na inona ny tany, ka manjary lao.+ Nataony nivadika ambony ambany+ ny tany, ary naparitany ny mponina teo aminy.+ Isaia 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ny tany+ sady lany hery. Malazo ny tany lonaka sady lany hery. Milofika ireo olona ambony+ eo amin’ny vahoakan’ilay tany.
24 Ataon’i Jehovah tsy misy na inona na inona ny tany, ka manjary lao.+ Nataony nivadika ambony ambany+ ny tany, ary naparitany ny mponina teo aminy.+
4 Misaona ny tany+ sady lany hery. Malazo ny tany lonaka sady lany hery. Milofika ireo olona ambony+ eo amin’ny vahoakan’ilay tany.