6 Any amin’izay rehetra onenanareo,+ dia ho aolo ny tanàna+ ary horavana ny toerana avo, mba ho aolo.+ Amin’izay dia ho rava ny alitaranareo ka hirodana,+ ary tsy hisy intsony ireo sampinareo maharikoriko,+ hopotipotehina ny fandoroanareo emboka manitra,+ ary ho fongana ny zavatra namboarinareo.