Deoteronomia 28:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 “Hampirisihin’i Jehovah hiady aminao ny firenena avy any lavitra,+ avy any amin’ny faran’ny tany, izay toy ny voromahery mifaoka tampoka,+ dia firenena tsy ho azonao ny fiteniny,+ 2 Mpanjaka 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hoy i Eliakima+ zanak’i Hilkia, sy Sebna+ ary Joa+ tamin’i Rabsake:+ “Fiteny syrianina re, azafady, no iteneno amin’ny mpanomponao,+ fa azonay ihany izany e! Aza manao fitenin’ny Jiosy aminay+ fa ren’ny olona etsy ambony manda.” Isaia 28:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa amin’ny alalan’ireo miakanakam-piteny+ sy amin’ny fiteny hafa+ no hitenenany amin’ity vahoaka ity,+ Jeremia 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Koa hisy firenena avy lavitra hoentiko hamely anareo,+ ry taranak’Israely”, hoy i Jehovah. “Firenena efa nisy hatry ny ela+ izany, firenena efa taloha be. Tsy hainao ny fiteniny ary tsy azonao izay lazainy.
49 “Hampirisihin’i Jehovah hiady aminao ny firenena avy any lavitra,+ avy any amin’ny faran’ny tany, izay toy ny voromahery mifaoka tampoka,+ dia firenena tsy ho azonao ny fiteniny,+
26 Dia hoy i Eliakima+ zanak’i Hilkia, sy Sebna+ ary Joa+ tamin’i Rabsake:+ “Fiteny syrianina re, azafady, no iteneno amin’ny mpanomponao,+ fa azonay ihany izany e! Aza manao fitenin’ny Jiosy aminay+ fa ren’ny olona etsy ambony manda.”
11 Koa amin’ny alalan’ireo miakanakam-piteny+ sy amin’ny fiteny hafa+ no hitenenany amin’ity vahoaka ity,+
15 “Koa hisy firenena avy lavitra hoentiko hamely anareo,+ ry taranak’Israely”, hoy i Jehovah. “Firenena efa nisy hatry ny ela+ izany, firenena efa taloha be. Tsy hainao ny fiteniny ary tsy azonao izay lazainy.