Deoteronomia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Mihainoa ry lanitra, fa hiteny aho.Ary aoka ny tany handre ny tenin’ny vavako.+ Jeremia 22:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ry tany ô! Ry tany ô! Ry tany ô! Henoy ny tenin’i Jehovah.+