4 Hiampatrampatra eny amin’ireo tendrombohitr’i Israely ianao+ sy ny miaramilanao rehetra ary ny firenena miaraka aminao. Ary homeko ho sakafon’ny vorona mpihaza sy ny karazam-borona rehetra ary ny bibidia ianao.”’+
20 Ary nohitsakitsahina tany ivelan’ny tanàna+ ny voaloboka tao anaty famiazana, ka nisy ra nivoaka avy tao. Ary tafakatra hatreo amin’ny lamboridin-tsoavaly+ ny ra sady tonga hatrany amin’ny eninjato sy arivo stadio.*+